|
|
|
|

Teny iditra letrezana
Sokajin-teny anarana
 Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23