|
|
|
|

Teny iditra levenana (levina)
Sokajin-teny anarana
 Fandevenana: Misaotra Tompoko, fa heni-boninahitra ny velona ary tsara levenana ny maty
Ny zavatra rehetra enti-manana ny fandevenana ny olona maty. [1.1]
 Funeral céremonies; a burial [1.7]
 Funérailles, enterrement [1.8]

Teny iditra levenana (levina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Où on enterre [1.3]
Haiendriteny 
Filaza mandidy : leveno

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/12