|
|
|
|

Teny iditra levilevy (levy)
Sokajin-teny anarana
 Teny lava atao ho fitezeran' olona ambany fifehezan' ny tena nahavita hadisoana [1.1]
 Threats, scolding [1.7]
 Réprimande [1.3]
 Menaces, réprimandes [1.8]
Ohatra 
1Levilevy sy tosi-tanana no mampiraparapa sy mandronjona azy. [2.470]
2Ny sasany kosa indray toa miandry ny hahazoako kapoka sy levilevy avy amin' ilay mpampiasa raha vao misaraka amin' ny Senegaly aho. [2.643]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20