|
|
|
|

Teny iditra lingilingy (lingy)
Sokajin-teny anarana
 Teronterona; toetran' izay eo amin' ny toerana avo erỳ an-tendrony [1.1]
 état de ce qui est élevé, élancé dans les airs [1.3]
Ohatra Ikalamara tia lingilingy no tsy mety raha tsy mananika amin' ny tohatra. [2.470]
Sampanteny 

Teny iditra lingilingy
Sokajin-teny mpamaritra
 Very high, lofty [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20