|
|
|
|

Teny iditra lohamalemy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny loha, malemy
 Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [1.1]
 Faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [1.13]
 Fontanelle [1.13]
Voambolana 
Ohatra Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka. [2.424]
Tovy hevitra hevo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19