|
|
|
|

Teny iditra lohomby
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: hena
Ohatra Ny voankena sy ny masontantelinkena sy ny lohomby sy ny masonomby sy ny havokavokomby sy ny faratsinaibenkena sy ny tonoavadika &, no fanao [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2014/01/08