|
|
|
|

Teny iditra lokanga
Sokajin-teny anarana
 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [1.1]
 A violin; any stringed instrument played with a bow [1.7]
 Violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [1.8]
Voambolana 
Ohatra Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha. [1.437]
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28