|
|
|
|

Teny iditra lombombava
Sokajin-teny anarana
Singan-teny lomboka, vava
  [Betsileo] Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/29