|
|
|
|

Teny iditra longoa
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Hantsana na hady misarona bozaka [1.78]
 Lavaka atao fandrika. [1.1]
  [Bezanozano] Tevana [1.78]
Mpanahaka  longoa mitoto-bozaka

Nohavaozina tamin' ny 2009/05/01