| Teny iditra | lositra | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fitsoahana, filefana, fandehanana an-tsokosoko [1.1] | ||
| Fuite, désertion, évasion [1.3] | ||
| Fleeing [1.7] | ||
| Qui fuit [1.3, 1.8] | ||
| Ohatra | Manao andiany izy, ary lositra no fiarovany aina rehefa hazaina izy.
[1.38] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|