Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
lo
vina
(
lo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao tonga lo:
Mbola holovin' ny fahafatesana ao am-pasana itony vatantsika itony
[
1.1
]
To be made to rot
[
1.7
]
Qu'on laisse pourrir
[
1.8
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
lovina
, loviko, lovinao, loviny, lovintsika, lovinay, lovinareo, lovin', lovin-, lovim-, lovi-
Ny lasa :
nolovina, noloviko, nolovinao, noloviny, nolovintsika, nolovinay, nolovinareo, nolovin', nolovin-, nolovim-, nolovi-
Ny hoavy :
holovina, holoviko, holovinao, holoviny, holovintsika, holovinay, holovinareo, holovin', holovin-, holovim-, holovi-
Filaza mandidy :
lovy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20