|
|
|
|

Teny iditra lovoka
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Dobo, antara [1.1]
  [Sakalava] Helo-drano [1.1]
 Petite baie [1.13]
Voambolana 

Teny iditra lovoka
Sokajin-teny anarana
 Milaza tsato-kazo, tsatoka, saingy tsy dia fampiasa loatra [1.1]
Tovy hevitra lozoka

Teny iditra lovoka
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] . Nom qu'on donne aux pâturages d'embouche, pour l'engraissement des animaux, ou tout au moins pour favoriser leur croissance, par extension, nom des pâturages améliorés ; omby andovoka : boeuf d'embouche. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17