|
|
|
|

Teny iditra madera (dera)
Sokajin-teny mpamaritra
 Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany [1.1]
 Conspicuous, prominent [1.2]
 Prominent, showy [1.7]
 éminent, bien en vue, remarquable [1.3]
 Bien visible, agréable à voir, bien en vue [1.8]
Ohatra Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay. [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20