|
|
|
|

Teny iditra madiodio (diodio (dio))
Sokajin-teny mpamaritra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: lany
Ohatra 
1Raha tsy madiodio hianao, anaka, hoy izy tamin-dRazaimalala, ahitanay loza! [2.324]
2Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11