|
|
|
|

Teny iditra mafimafy (mafy)
Sokajin-teny mpamaritra
  [1.1]
Ohatra 
1Mafimafy izy izany, hoy Izanany; [2.332]
2Manao mafimafy loha io Ramitraho io! [2.528]
3Tamin' izay no mba nisy ady mafimafy. [2.508]

Teny iditra mafimafy
Sokajin-teny anarana
 (duplicatif de mafy : dur, donc qui est relativement dur, sous-entendu pour un bois blanc). Nom donné à plusieurs dombeya (Malvaceae), notamment :
[Tsimihety] Dombeya mafimafy Arènes (Malvaceae) (Service Forestier 3342).
[Sakalava] Dombeya subviscosa Hochr. (Malvaceae) (Service Forestier 15081).
Ils fournissent, outre leur bois, des fibres réputées pour leur solidité. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Dombeya mafimafy, Dombeya subviscosa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20