| Teny iditra | mafy vava | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mafy, vava | |
| Enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|