| Teny iditra | mahabongo (bongo) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Ohatra | Tsy mba ahitra ririnina ity havanao ka hitovy volo amin'ny tany na kitay fahavaratra ka midonaka mahabongo maso fa masoandro be lohataona ka tsy manan-kasosorana amin'olona
[2.131] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|