|
|
|
|

Teny iditra mahadala (adala)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka izany no nandraran' Andrianampoinimerina azy ireo [1.1]
 Qui rend fou, imbécile [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20