| Teny iditra |
mahafantatra
(fantatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [1.1]
|
| | To know [1.2, 1.7]
|
| | To recognize, etc. [1.2]
|
| | Connaître, savoir [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany?
[4.27]
|
| 2 | Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra.
[2.270]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahafantatra |
| Ny lasa : |
nahafantatra |
| Ny hoavy : |
hahafantatra |
| Filaza mandidy : |
mahafantara |
|
|