| Teny iditra | mahaiza (hay) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahay | |
| Ohatra | Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao.
[2.4] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|