|
|
|
|

Teny iditra mahajanga
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] soga [1.78]

Teny iditra Mahajanga
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
  [1.11]
 Nom français: Majunga [3.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy Mahajanga aho. [2.471]
2Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana Mahajanga-Antananarivo. [2.472]
Fangi-bolantany -15.7166667, 46.3166667
Haianarantany maha, janga
Sary 

Teny iditra Mahajanga
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritany enina
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28