|
|
|
|

Teny iditra mahalafo (lafo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io
Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan' ny vokatra no nahalafo ny vary taona ito [1.1]
 To sell for a good price [1.7]
 Débiter une marchandise [1.3, 1.8]
 écouler une marchandise, la vendre à bon prix ou à la bonne saison: Tsy nahalafo na inona na inona aho (Je n'ai pu rien vendre) [1.3]
 Vendre à bon prix [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahalafo
Ny lasa : nahalafo
Ny hoavy : hahalafo
Filaza mandidy : mahalafosa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20