|
|
|
|

Teny iditra mahalavorary (lavorary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Same as mandavorary
 To accomplish, to carry out, to make perfect [1.7]
 Accomplir, mener à bonne fin; perfectionner [1.8]
Ohatra Raha misy olona mahalavorary ka mila valiny amin' ny fanjakana, dia izy irery no misondro-boninahitra [2.857]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahalavorary
Ny lasa : nahalavorary
Ny hoavy : hahalavorary

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20