| Teny iditra |
mahamasaka
(masaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To be sufficient for cooking; to cook until well done ; to be able to prepare a proposal properly [1.7]
|
| | être suffisant pour faire cuire ; faire bien cuire ; être capable de bien préparer un projet [1.8]
|
| Ohatra | Noho izany, dia mangata-tsodrano sy ranom-bavaka aminareo izahay, tompoko, fa ny ranonando mahamasaka ny vary, ary ny ranom-bavaka mahabe fanam-binana;
[2.346]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahamasaka |
| Ny lasa : |
nahamasaka |
| Ny hoavy : |
hahamasaka |
|
|