| Teny iditra | mahari-pery | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | maharitra, fery | |
| Mahazaka izay fahavoazana manjò; manan-kerimpo hizaka izay mahazo, izay mihatra, izay fahoriana na zava-tsarotra mitranga: Mahari-pery ny Malagasy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02 |
|