|
|
|
|

Teny iditra mahary (ary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To create; to beget [1.7]
 Qui crée, qui fait exister, Créateur. Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany (C'est Dieu qui a créé le ciel et la terre) ~ Isika no ary, Andriamanitra no nahary (Nous existons parce que Dieu nous a créés) ~ Andriamanitra nahary togontra aman-tanana antsika (C'est Dieu qui nous a créés) [1.3]
 Créer; engendrer [1.8]
Ohatra fiainana mikorontam-belona ary mahary asa fa mifamono. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahary
Ny lasa : nahary
Ny hoavy : hahary
Filaza mandidy : maharia

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14