|
|
|
|

Teny iditra mahasahana (sahana)
Sokajin-teny mpamaritra
  [1.1]
 Qui peut faire face à un travail [1.3]
Ohatra 
1tantsaha dia tsy mahasahana ny andraikitra napetraka taminy, fa mainka manome vahana ny mpanam-bola aza. [2.606]
2Ny vadiny tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ary voapempo nandritra ny androm-piainany dia tsy mahasahana andraikitra araka asa. [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/08