|
|
|
|

Teny iditra mahasehaka (sehaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity
Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12