| Teny iditra | mahasendaotra (sendaotra) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Faire agir par un premier mouvement, surprendre; faire agir sans réflexion, irriter [1.3] | |||||||
| Ohatra | Koa hitantsika amin' izany voalaza izany, fa tsy dia misy lehilahy entin-ditra fotsiny izao akory, ka avy hatrany dia hamono vady tsy misy antony, fa matetika' ny ataon' ny vavy ihany no mahasendaotra ny fo ka amelezan' ny tanana.
[2.346] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/06/22 |
|