|
|
|
|

Teny iditra mahatafintohina (tafintohina)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon' ny mpampianatra
Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho ratsy koa izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatafintohina
Ny lasa : nahatafintohina
Ny hoavy : hahatafintohina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20