| Teny iditra | mahatambitamby (tambitamby (tamby)) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [1.1] | ||
| Qui sait caresser, flatter, séduire [1.3] | ||
| Ohatra | fa na tamin' ny Hebreo na tamin' ny Grika, dia ninoana fa ny fanomezana dia mahatambitamby ny andriamanitra sy ny mpanjaka hajaina
[1.38] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|