| Teny iditra |
mahatanteraka
(tanteraka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Pouvoir percer, accomplir, executer, pouvoir executer [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Mba hahatanteraka ilay hira anglisy hoe:
[2.583]
|
| 2 | Izy no nahatanteraka ny fampanantenana nataon-dRainitoandro tamin-janany fahiny
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahatanteraka |
| Ny lasa : |
nahatanteraka |
| Ny hoavy : |
hahatanteraka |
| Filaza mandidy : |
mahatanteraha |
|
|