|
|
|
|

Teny iditra mahatazana (tazana)
Sokajin-teny mpamaritra
  [1.1]
Ohatra 
1Mahiratra tokoa ny mason' ny voltora ka mahatazana lavitra: [1.38]
2Nitsidika teo am-baravarankely izy, ka nahatazana ny kintana mamirapiratra teny amin'ny lanitra tsy nisy rahona. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatazana
Ny lasa : nahatazana
Ny hoavy : hahatazana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20