|
|
|
|

Teny iditra mahatsiahy (tsiahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mahita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha: Isaky ny mahatsiahy an-janany any am-pita izy dia misento
Mahatsiaro olona ka somary malahelo na manembona azy: Velon-tsento ny fo mahatsiahy [1.1]
 Se souvenir, se rappeler [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatsiahy
Ny lasa : nahatsiahy
Ny hoavy : hahatsiahy
Filaza mandidy : mahatsiahiva

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05