| Teny iditra | mahavoatery (voatery (tery)) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Ohatra | Ry zareo tompon-tany eo, raha misy anton-javatra mahavoatery azy hiakarana eny fa hanao lanonana, noho ny antony momba an-dRa-zana, dia efa, avy hatrany tafatsabaka amina fiainana fehezin-dalàna henjana tokoa.
[2.245] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|