| Teny iditra |
mahavoky
(voky)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To satisfy with food [1.7]
|
| | Rassasier;
être suffisant pour rassasier [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano;
[2.499]
|
| 2 | Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao.
[2.895]
|
| 3 | Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro.
[2.508]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahavoky |
| Ny lasa : |
nahavoky |
| Ny hoavy : |
hahavoky,
-kahavoky |
|
|
| Teny iditra |
Mahavoky
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| Voambolana |
| Fangi-bolantany | -21.75, 47.9166667
-21.0833333, 48.3833333
-20.0666667, 47.05
-18.7833333, 48
|
| Haianarantany | maha,
voky |
|