|
|
|
|

Teny iditra mahay olona
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mahay, olona
 Ilazana olona mora mihavana sy mifankahazo amin' ny hafa; mahay mifandray amin' olona, tsy miavonavona [1.1]
 Good at dealing with people [1.7]
 Qui sait traiter avec les gens, qui sait s'y prendre, populaire [1.3]
 Qui sait s'y prendre avec les gens [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18