|
|
|
|

Teny iditra mahereza (hery)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahery [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra 
1Mahereza ho lehibe haingana [2.470]
2Mahereza, mahereza, hoy ny kiakiakany namporisika ireo miaramilany [2.895]
3Mahereza initady fa "ny kely haren-koman-dratsy; ny lany haren-dany haingo" [2.346]

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/24