| Teny iditra | mahery an-joro | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mahery, zoro | |
| Ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|