|
|
|
|

Teny iditra mahery an-joro
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mahery, zoro
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13