| Teny iditra | maimbo ra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | maimbo, ra | |
| Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|