| Teny iditra | maingoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1] | ||
| A scorpion [1.7] | ||
| Scorpion [1.3, 1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika.
[2.588] | |
| Mpanahaka | hefy ~ mambambohitra | |
| Lahatsoratra | Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
|