| Teny iditra | main-tany | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | may, tany | |
| Ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1] | ||
| Fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13] | ||
| Saison sèche [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | asotry ~ ririnina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|