| Teny iditra | makadiribe | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | makadiry, be | |
| Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe Ngezabe, goaibe Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ? [1.1] | ||
| Ohatra | ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany.
[2.649] | |
| Tovy hevitra | makadiry | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11 |
|