|
|
|
|

Teny iditra malagasy
Sokajin-teny mpamaritra
 Momba an' i Madagasikara, an' i Madagasikara na avy any Madagasikara: 'Zay nahita tsy hanadino ny hariva malagasy! [1.1]
 Malagasy [1.7]
  malgache, malgaches [1.8]
 De Madagascar: la "cueillette de goyaves rouges, de merises, de prunes malgaches" (Le Clézio) [1.61]
 Malgascio [1.18]
 Madagassisch; teny malagasy (die madagassische Sprache) [1.56]

Teny iditra malagasy
Sokajin-teny anarana
 Collective name of the languages spoken in Madagascar [3.1]
 La langue malgache appartient à l [...] [tohiny 1.5]
 Groupe de langues malayo-polynésiennes parlées à Madagascar [1.61]
Mpanahaka  malgache
Teny nalaina 

Teny iditra Malagasy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
 Ny firenena tompon-tanin' i Madagasikara: Olona tia zanaka sy mandala fihavanana ny Malagasy [1.1]
 Generic name of the inhabitants of Madagascar [3.1]
 Madagasse, Madagassin [1.56]
Mpanahaka 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/30