|
|
|
|

Teny iditra malakolako (lakolako)
Sokajin-teny mpamaritra
 Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malakolako! [1.1]
Tovy hevitra malako

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05