| Teny iditra | malaky (laky) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| [Tanala] Haingana, haingakaingana [1.78] | |||||||||
| Haingana: Malaky mamaly izy / Nalaky nandeha itỳ zaza itỳ noho ny zokiny Mandeha haingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany [1.1] | |||||||||
| Quick [1.2] | |||||||||
| Prompt, quick [1.7] | |||||||||
| Qui va vite [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | malakilaky | ||||||||
| Teny iditra | malaky | ||||||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||
| Promptly, quickly [1.7] | |||||||||
| Vite [1.8] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |
|