| Teny iditra | malazo (lazo) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Maina, matroka, tsy manana ny fihiratany intsony [1.1] | |||||||
| Fané, flétri [1.3, 1.8] | |||||||
| Maigre, sec, maladif [1.3] | |||||||
| Ohatra | Nalazo ilay voninkazo fa tsy nasianao rano ny vazy
[1.1] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|