|
|
|
|

Teny iditra malemy loatra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny malemy, loatra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manarana
Ohatra Ny hoe "miteny ratsy" fotsiny dia teny malemy loatra ka tsy ampy hilazana ny haratsian' ny fanaovana blasfemia. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11