| Teny iditra | malemy paika | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | malemy, paika | |
| Enti-milaza ny olona tsy mba maka mahery fa miteny na mihetsika mora sy milamina, olona maka mora, malefa-pihetsika [1.1] | ||
| Gentle-mannered [1.7] | ||
| Aux manières douces [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|